|
|
|
|

Entry1  FFM
Part of speech  2  noun (acronym)
Explanations in Malagasy  3  Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy [3.1]
Examples  4  Tsy mbola nivoaka amin’ny fomba ôfisialy ny lisitr’ireo mpikambana ao amin’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (ffm) na dia efa nahavita ny asany aza ny Fiarahamonim-pirenena nanankinana ny fananganana azy io. [4.43]
Vocabulary  5  Organizations
Tables and plates  6  Acronyms

Updated on 2020/07/31