Entry (1/4) | 1 ferana |
Root | 2 fetra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Asiana fetra: Noferon' ny fanjakana ny vidin' ny vary 5 Soritana, faritana: Noterana ny sisin-tanin' ny firenena roa [1.1] |
Explanations in English |
6 to be limited [1.2, 1.7] 7 to be restrained, to be fixed, as a time. [1.2] |
Explanations in French |
8 qu'on limite [1.8] |
Examples |
9 ny fisamboram-bola izay ferana araka ny lalàna ny fepetra momba izany. [1.320] 10 Ny tapany faharoa dia milaza fa ferana ny fotoana hahazoan' ny vahiny mijanona eto Madagasikara. [2.508] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/4) | 16 feraña |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 zanatsipika, zanatsirika [Taimoro]
[1.78] |
Entry (3/4) | 19 ferana |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in French |
21 Sorte de jonc utilisé pour fixer le chaume lorsqu'on fait des toitures [1.196] |
Entry (4/4) | 22 ferana |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in English |
24 a plant used as a blow-tube for shooting birds. Same as tsontsoraka and tsirika. [Betsileo]
[1.2] |
Explanations in French |
25 [1.196] |
Vocabulary |
26 Botany: palm |
Anagrams | 27 fañare, fanera, ferana, feraña, fañare, fanera, ferana, feraña |
Updated on 2023/09/09 |