Entry | 1 fepetra |
Root | 2 fetra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Zavatra tsy maintsy hatao na Raina tsy maintsy hananana mba...: Tokana ihany ny fepetra ahazoana miditra amin' itỳ fikambanana dia ny fandoavana ny latsakemboka 5 Teny atao anisan' ny antony ijoroan' ny fifanekena na fifanarahana ifanaovana: Izao no fepetra ataoko aminao: afoiko ho anao telo hetsy id trano itỳ raha aloanao izao ankehitriny izao ny iray hetsy [1.1] |
Explanations in English |
6 a restriction; a briefing [1.7] |
Explanations in French |
7 règlement; recommandation détaillée [1.8] |
Derivatives |
|
Analogs | 10 anjoanjon-teny |
Compound words |
|
Updated on 2020/07/31 |