Entry (1/2) | 1 fenitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 ny tsorak' ahitra efatra alahatra voalohany, atao mitanam-bokovoko, dia ireo no fototra anombenana ny rary amin' ilay harona na sobika atao [1.10#F.447] 4 Ireo soritra amin' ny rary mifanipaka, izay toa mahavita sary [1.1] |
Explanations in English |
5 four strips of rush placed diagonally at the bottom of a basket, etc., extending from corner to corner, and forming a foundation on which the basket is plaited [1.2] |
Explanations in French |
6 raies des nattes dirigées dans un sens différent et formant des dessins [1.3] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 9 fenitra |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 fanorenana, fiandohana 12 ny fandimbiasana ara-dalàna tsy miovaova ny taranaky ny mpanjaka teto amin' ny Fanjakana Malagasy izy; koa na ny mpanjaka na ny vahoaka dia samy tsy misy mivadibadika na mikorontana, fa misy fitohizana ara-dalàna hatrany [1.10#F.447] 13 Fomba fanao, indrindra izay mikasika fifandraisan' ny vahoaka sy ny andriamanjaka fahizay: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra [1.1] |
Explanations in English |
14 foundation, origin, first cause, etc. 15 This word is also used to express the continuous succession to the sovereignty of a dynasty, as: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra (The people have no change in the succession) [1.2] |
Explanations in French |
16 coutume, usage 17 ce qui s'est fait dans les temps passés de peuple à souverain et de souverain à peuple [1.3] |
Examples |
18 Koa samia mitandrina ianareo mba tsy hanova fenitra izao tany ipetrahanareo izao. [2.508] 19 tsy maintsy mitovy ny fenitra andanian' ny Antenimiera roa tonta ny lalàna fehizoro mikasika ny Antenimierandoholona. [1.320] |
Compound words |
|
Patronyms |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word fenitra |
Anagrams | 23 fenitra, fitrena |
Updated on 2023/06/14 |