Entry (1/2) | 1 fanoroana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanondroana; fampahafantarana, filazana |
Examples |
4 [1.357#] Ny hanina tadiavin' ny bibikely amy ny voninkazo dia tsy hitany raha tsy misy fitaomana sy fanoroana azy. |
Root | 5 toro |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 7 fañoroana |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in French |
9 [1.13.fr#63] combustion, oxydation |
Vocabulary |
10 Chemistry |
Synonyms | 11 fandoroana |
Compound words |
|
Anagrams | 14 fañoroana, fanoroana, naforanao, nofaranao |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |