|
|
|
|

Entry1  fatritra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ratsy fiaina, tsy tsara toetra, tsy maotina: Fatritran' olona ilay zazalahy iny, anaka, ka fadio ny miaraka aminy [1.1]
Analogs  4  batritra

Updated on 2020/07/31