Entry (1/2) | 1 farango |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Taolana lavalava noranitana ny tendrony roa, atao solom-pintana ka eo antenatenany no asiana ny kofehy: Indray takariva nandrahona: / Taitra itỳ sahona. / Fa tena mangeja, farango mandratra / Namely ny tratra (Job. Rakotovao) [Tsimihety]
[1.1] |
Explanations in English |
4 a hooked instrument, a hook, a boat-hook. It differs from faraingo in that it means a hook made intentionally. [1.2] |
Explanations in French |
5 hameçon, croc. [Tankarana]
[1.19] 6 crochet, instrument crochu. [1.5] 7 crochet [1.13] |
Examples |
8 Raha tefena ny farango ka amboarina ny fintana ny amalona no anaovana azy raha velarina ny fandrika ny vorona no anaovana azy [2.131] |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 farengo |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word farango |
Entry (2/2) | 13 farango |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 fononteny mahitsy fampiasa rehefa mandinika toe-peo [1.13] |
Vocabulary |
16 Music: (in general) |
Anagrams | 17 fangaro, fangora, farango |
Updated on 2023/02/08 |