Entry | 1 faraingososona |
Elementary words | 2 faraingo, sosona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Mari-tsoratra « » toa faraingo roa sosona anankiroa, ka ny voalohany atao eo alohan' ny tenin' olona lazaina, ary ny faharoa mamarana azy: Hoy i rainy tamin' Isambilo hoe: «Mianara tsara fa sarobidy noho ny vola ny fianarana». [1.1] |
Vocabulary |
5 Linguistics |
Updated on 2023/12/02 |