Entry |
fanoto
(toto)
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Fomba entina manoto: Ny fanoton' ny omby Azo totoina: Ny tsaramaso tsy mba fanoto [1.1]
|
|
Entry |
fanoto
(toto)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitaovana entina mamotipotika zavatra na mikosika ny vary akotry hialan' ny hodiny ao anaty laona: Hazo boribory lovoiava mazàna ny fonoto [1.1]
|
Explanations in English | A pestle, a rammer An iron crow-bar. [1.2]
|
| Pestle [1.7]
|
Explanations in French | Pilon [1.8]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Proverbs |
|