|
|
|
|

Entry1  fanorobona
Root  2  robona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetra na fomban' ny zavamaniry mandrobona na maniry tsara miroborobo: Mahafaly ny mpamboly ny mahita ny fanorobon' ny voliny [1.1]
Synonyms  5  fandrobona

Updated on 2023/01/05