Entry | 1 fanongonana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fihoarana ny hafa amin' ny fifaninanana: Ho nahazo voalohany ny soavaliko raha tsy ny fanongonan' ny soavalinao Fisosohana hiteny nefa mbola misy miteny: Tsy tsora ny fanongonana ny olona izay miteny Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Saika lasako ilay omby raha tsy ny fanongonan-dRabe ahy fa nanome ariary zato ambony izy |
Root | 4 songona |
Synonyms | 5 fisongonana |
Anagrams | 6 fanongonana, nofonganana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |