|
|
|
|

Entry1  fanombantombanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.13.mg#63] faminavinana ny manakaiky izay tokony ho izy
Explanations in French  4  [1.13.fr#63] estimation
Examples  5  [2.529#] Niampanga azy ho tovolahy tia vola Sahondra, ka saika hoporofoiny taminy alohan' ny hisarahany mandrakizay ny tsy mahamarina izany fanombantombanana izany.
Root  6  tombantombana

Updated on 2024/12/26