Entry | 1 fanoitra |
Root | 2 oitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Vy na hazo anaingana zava-mavesatra 5 Zavatra atao hampirisika hanao zavatra iray: Ny fanantenam-bokatra no anisan' ny fanoitra lehibe mahatonga ny olona hiasa [1.1] 6 mpamporisika na mpanentana [1.13] |
Explanations in English |
7 a lever [1.2, 1.7] 8 [Mod. s. from manoitra (oitra)] a handspike, a crow-bar. [1.2] |
Explanations in French |
9 levier [1.8, 1.13] 10 facteur stimulant, aiguillon [1.13] |
Examples |
11 Tao no noheveriko fa fanoitra nanetsehana ny sekoly. [2.356#] 12 lalahy no fanoitra nanainga ahy hiakatra taty anaty ala taty. [2.643#] 13 ny tena hevitry ny hoe mioitra dia manainga vato amin'ny fanoitra. [2.313#] |
Vocabulary |
14 Tools |
Compound words |
|
Anagrams | 17 atrifano, fanoitra, fianotra, trafoina |
Updated on 2023/09/29 |