Entry (1/2) | 1 fanoherana |
Root | 2 tohitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fiadiana mba tsy ho resy: Naharitra ela ny fanoheran' ireo natao fahirano 5 Sakana, fisakanana: Tsy nisy fanoherana ny fidiranay tao an-tanàna 6 Fandavana tsy hanaraka: Noho ny fanoheranao ny teniko, dia tsy afaka hiara hiasa isika [1.1] |
Explanations in French |
7 L'action de résister, le motif [1.3#711] |
Examples |
8 Andriampanoha no nitarika ny fanoherana. [2.508#] 9 Io lalimoara fasiana lamba io no mariky ny fanoherana. [1.369#] |
Entry (2/2) | 10 fanoherana |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in French |
12 Nom d'une Composée herbacée d'après Dandouau. [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
13 Botany |
Updated on 2023/01/08 |