Entry (1/2) | 1 fanohana |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manohana, izany hoe manakana, na manisy zavatra hiaro tsy hirona na hianjera Azo tohaina |
Examples |
4 [1.1#630] Olona fatra-panohana ny mahantra izy |
Root | 5 tohana |
Entry (2/2) | 6 fanohana |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fanakanana, fanoherana 9 [1.13] singa mametra ny fikorisan'ny piesy iray |
Explanations in French |
10 [1.13] butée |
Root | 11 toha |
Anagrams | 12 fahonana, fanahona, fanohana, fonahana, hanafoan, hanafona, hanofana, nofahana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |