|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanofana
Root  2  hofa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fiantsoana amin'ny kopa-damba, na tanana na ravinkazo misy raviny
5  Fanasivanana voan-javatra toy ny vary amin'ny sahafa mba hampisaraka azy amin'ny akofa na ny ampombo na ny vato kely... [1.1]

Entry (2/3)6  fanofana
Root  7  hofa
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Fandoavana vola amin'ny zavatr'olona ampiasaina na anaovana, na ipetrahana [1.1]

Entry (3/3)10  fanofana
Root  11  ofana
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  Fomba entina manofana, na mandroboka vy mena mivaivay ao anaty rano mangatsiaka mba hahamafy azy [1.1]

Anagrams  14  fanan' afo, fanofana

Updated on 2023/01/20