|
|
|
|

Entry (1/2)1  fankatoavana
Root  2  to
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanekena an-tsitrapo fa tsara sy mety: Fankatoavana ny fanambadianao no nanomezan-drainao anao io sary io
5  Fanekena: Fankatoavana ny tenin-dray aman-dreny [1.1]
Examples  6  Eo indrindra no isehoan'ny "fanompoana" : ny fankatoavana ny andriana amin'ny alalan'ny fanajana ny razany. [2.606]

Entry (2/2)7  fankatoavana
Part of speech  8  noun
Explanations in French  9  (de to : accompli) Talisman qui permet d'accomplir des prodiges, accessoire de prestidigitation. En le montrant, le mpisikidy crie « foha, foha, masina ity ! » « levez-vous, levez-vous, ceci est sacré » et il en profite pour exécuter un tour de passe, afin de stupéfier les assistants. [Merina] [1.196]
Examples  10  Nataony daholo na sikidy na fankatoavana. [2.996]
Vocabulary  11  Botany

Anagrams  12  fanatakovana, fankatoavana

Updated on 2023/01/20