|
|
|
|

Entry1  fanjifana
Root  2  jifa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fandaniana tanteraka [1.13]
5  fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha [1.62.mg#340]
Explanations in French  6  consommation [1.13]
Examples  7  Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana. [4.27#2008/09/12]
Vocabulary  8  Economy
Compound words 

Anagrams  10  fañafinja, fanjifana, fifanjana

Updated on 2020/07/31