|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanisana
Root  2  isa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fijerena ny isan-javatra na isan' olona [1.1]
Explanations in English  5  the act of counting [1.7]
Explanations in French  6  l'action de compter [1.3, 1.8]
7  pointage, enregistrement, recensement [1.13]
Examples  8  fanisana ny mponina sy fanisana ny tanora ampy taona tokony hanao raharaha miaramila; [4.27]
9  Teo amin' ilay fotoana fanisana rakitra ka mangina fa tratra ny ao am-piangonana, no nisy gaona kely niditra. [2.472]
Compound words 
Article  12  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Entry (2/3)13  fanisana
Root  14  sisa
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana [1.1]
Explanations in French  17  l'action de laisser des restes, la cause [1.3]

Entry (3/3)18  Fanisana
Part of speech  19  name (biblical book)
Explanations in Malagasy  20  (fanafohezana Fanis) na hoe Nomery = Izany no iantsoana azy, satria ny fanisana ny Vahoakan' Israely no fanombohany. [2.611]
Explanations in English  21  Numbers: one of the books of the Bible [3.1]
Explanations in French  22  Nombres: un des livres de la Bible [3.1]
Vocabulary  23  Holy Scriptures
Synonyms  24  nomery, nomery
Article  25  Randzavola: Fanisana

Anagrams  26  fanasina, fanisana, fasinana

Updated on 2023/08/11