Entry 1/2 | fanisa (isa) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba enti-manisa Azo isaina: Tsy fanisa itony voan-javatra itony [1.1] | |
Explanations in French | Ce qu'on peut compter, manière d'énumérer [1.3] | |
Numération [1.13] | ||
Entry 2/2 | fanisa (sisa) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba enti-manisa na mamela sisa Azo asisa, azo amelana sisa: Ny hanina toy itony tsy mba fanisa, hoy ilay sarotra [1.1] | |
Anagrams | fanisa, fasina, fisana, safina, Sifaña |
Updated on 2023/01/20 |