|
|
|
|

Entry1  faniratsirana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanaovana tsinontsinona, fanesoana, famotsifotsiana, fanevatevana: Tsy tantiko ny faniratsirana an' i dada toy ireny nataonao ireny
Explanations in English  4  [1.7] disdainful speaking
Explanations in French  5  [1.8] action de mépriser, parole dédaigneuse
Root  6  tsiratsira

Updated on 2024/12/11