|
|
|
|

Entry1  faningina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina maningina, mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra azy amin' ny vifotsy hafa
Azo tsinginina
Root  4  tsingina

Anagrams  5  faningina, finganina, finingana, nafingany, nifangany

Updated on 2025/01/21