|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanindrahindrana
Root  2  hindrahindra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanaingana zavatra amin' ny tanana roa mba hampisehoana azy ho hita sy hoderain' ny olona; fanasoasoana: Loza loatra ny fanindrahindrana ny lehibe sasany [1.1]

Entry (2/2)5  fanindrahindrana
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  fandokadokafana [1.13]
Explanations in French  8  éloge [1.13]

Updated on 2023/01/20