Entry (1/2) | 1 faninakinaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mikapoka mafy: Nampihomehy ny nijery ny faninakina-dRakoto ny zaza |
Explanations in French |
4 [1.3] celui qui mérite les coups, manière de battre |
Root | 5 hinakinaka |
Entry (2/2) | 6 faninakinaka |
Part of speech | 7 adjective |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Tokony hovelezina mafy: Ny zaza maditra toy itony no faninakinaka |
Root | 9 hinakinaka |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |