|
|
|
|

Entry1  fangirifiriana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fijaliana mafy, fanaintainana izaitsizy: Tsy hay lazaina ny fangirifiriana tsaroako tamin' ilay aretina nahazo ahy
Explanations in French  4  [1.3#250] La cuisson, la douleur cuisante
Examples  5  [2.895#] Be izay fangirifiriana nentiko taminy izay anaka.
6  [2.643#] Soa ihany fa hidihidy no tsaroana fa tsy fangirifiriana.
7  [2.357#] ary ny fangirifiriana manjo an-janany, tsy maintsy hataoko tsaroan-drainy.
Root  8  hirifiry

Updated on 2024/12/11