Entry (1/3) | 1 fangalabola |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 karazan-dolo: ny fandainy, izany hoe ny zanany izay ataon' ny olona hoe fangalabola, dia mikiky sy mihinina ny hazo isan-karazany, toy ny ôka, ny paiso, ny mimoza, ets. [1.10] 4 Bibikely lavalava mifono ao anaty tranony vita amin' ny tapa-bozaka sy tapa-kazo madinika, mandeha na mihantona amin' ny hazo [1.1] |
Explanations in French |
5 la chenille d'une espèce de Psyché [1.3] |
Vocabulary |
6 Zoology: invertebrates |
Entry (2/3) | 7 fangalabola |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 karazana manavy (biby) [Betsileo]
[1.10] |
Vocabulary |
10 Zoology: mammals |
Entry (3/3) | 11 fangala-bola |
Root | 12 halatra |
Part of speech | 13 locution |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word fangala-bola |
Anagrams | 15 fangala-bola, fangalabola, fangala-bola, fangalabola |
Updated on 2020/07/31 |