Entry (1/2) | 1 fanetribe |
Elementary words | 2 fanetry, be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Bibikely manimba ny ravim-bomanga sy ny vodiny. Rehefa bibikely mety ho mpanimba ny voly [1.1] |
Explanations in English |
5 [Mod. s. from manetry (etry), and be, great.] An insect found among the rice [Provincial]
[1.2] 6 an insect that attacks sweet potatoes [1.7] |
Explanations in French |
7 insectes qui attaquent les patates [1.8] |
Vocabulary |
8 Zoology: (in general) |
Entry (2/2) | 9 fanetribe |
Elementary words | 10 etry, be |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Enti-milaza ny kamo sy ny mpangalatra: Ireny no fanetriben' ny tany tokony hatosika any am-paravazan-tany [1.1] |
Explanations in English |
13 someone or something destructive, an unsuspected trap [1.7] |
Explanations in French |
14 surprise désagréable [1.8] |
Examples |
15 Nisy koa ilay "loterie provinciale» noheverin' ny Fiangonana ho loka fanetribe manimba ny olona sy ny firenena. [2.356#] |
Updated on 2024/03/09 |