Entry | 1 faneno (neno) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Music: (in general) |
Explanations in Malagasy |
4 Feon' ny zavatra maneno: Mahafinaritra ny fanenon' itỳ armonia itỳ [1.1] |
Explanations in French |
5 manière de retentir [1.3#451] |
Examples |
6 Notsindriko ny faneno teo am-baravarana. [2.4#] 7 Hafahafa faneno sy somary tokam-peo izay kosa, ny "matin' iraka. [2.470#] 8 Ataoko "deka" ianao - hoy ny Governora - Fantatrao va izao teny frantsay tsara faneno, voagasy izao? [2.270#] |
Anagrams | 9 faneno, foneña |
Updated on 2023/02/21 |