Entry | 1 fanendrikendrehana |
Root | 2 endrikendrika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, fanosoran-dratsy; fanombotombohana [1.1] |
Explanations in French |
5 l'action de calomnier [1.3] |
Examples |
6 Raha azo lazaina fa misy ambaratonga ny lainga, dia ny fanendrikendrehana no tampon-dohan' ny ratsy indrindra. [2.285] 7 na fihetsika ivelany saingy miafina amin' ny olona fihatsarambelatsihy na fahafihinam-bava, fanendrikendrehana na fahafoizan-tena. [2.296] |
Updated on 2020/07/31 |