|
|
|
|

Entry1  fanendasana
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  l'action de faire frire, de rôtir, de griller, l'instrument, la poëlle, la marmite, la rôtissoire [1.3#125]
4  torréfaction, rôtissage, friture [1.13]
Examples  5  Tsy vitan' izany, manome menaka madio fanendasana ihany koa aho. [2.117]
6  Injao mikofokofoka mafy amin' ny fanendasana mofo I Katy ka mamatratra ny vita amin' ny kesika kely. [2.470]
Vocabulary  7  Economy: food
Other spellings  8  fanendazana

Updated on 2023/10/20