|
|
|
|

Entry1  fandroso
Root  2  roso
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mandroso; mandeha eo aloha; manolotra zavatra ho an' olona, izay apetraka eo anoloany: Tsy toy izao no fandroso sakafo ho an' ny vahiny, ry Bozy a !
Explanations in French  5  [1.3#550] Manière d’avancer, de présenter quelque chose, ce qu’on peut présenter
Examples  6  [2.436#] Rehefa tonga ivelan' ny tanàna dia manomboka ny "fandroso.
7  [2.472#] Lasa kosa i Feno sy Donga, nanao fandroso-miaramila manao latsa-kalina ara-bakiteny: tsy hay avahana amin' ny manodidina azy ary tsy heno fihetsika.

Updated on 2024/12/11