Entry | 1 fandritra |
Root | 2 ritra |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba hahalasa fofona ny rano andrahoana azy; fandaniana 5 Azo ritina: Misy laoka tsy mba fandritra [1.1] |
Updated on 2023/04/14 |