Entry (1/3) | 1 fandribaratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin' ny tafontrano ary mifandray amin' ny tany amin' ny alalan' ny tariby, mba hiarovana ny trano amin' ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra |
Explanations in English |
4 [1.2] [varatra, lightning.] A lightning conductor. |
Explanations in French |
5 [1.13] paratonnerre |
Root | 6 andry, varatra |
Entry (2/3) | 7 fandribaratra |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in English |
9 [1.2] [Provincial]
a kind of vine with edible fruit. Vitis microdiptera, Baker. Same as famakientana (Bets.), and voakitsonamboa (Prov.). |
Vocabulary |
10 Botany: grass |
Root | 11 fandrika, varatra |
Synonyms | 12 famakientana, voakitsonamboa |
Entry (3/3) | 13 fandribaratra |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in French |
15 [1.196] (de fandrika : piège ; et varatra : tonnerre) Nom donné à plusieurs plantes censées protéger de la foudre. Notamment : Cyphostemma microdipterum Desc. (Vitaceae). Fruits comestibles. Utilisés aussi pour préparer des boissons fermentées. [Merina]
16 [Bezanozano] 17 [Tanala] |
Vocabulary |
18 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2025/02/02 |
![]() |