Entry | 1 fandriam-pahalemana (andry) |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro [1.1] |
Explanations in English | 4 public order, tranquility; peace between nations [1.7] |
Explanations in French | 5 ordre public, tranquilité; paix entre nations [1.8]6 paix [1.13] |
Examples |
7 Tia fandriampahalemana izahay, Tompoko. [2.270] 8 Tsy hisy fandriampahalemana ho an' ny vady aman-janaka. [2.528] 9 Izy no fototra iorenan' ny fandriampahalemana ara-tsosialy. [4.27] 10 Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila. [4.11] |
Updated on 2020/07/31 |