|
|
|
|

Entry1  fandrenesana
Root  2  re
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fahafantarana feo
5  Fahazoan' ny olombelona mifandray amin' ny zavatra manodidina azy ka ahafantarany ny momba ny tsirony, ny fofony, ny feony sy ny hamafiny: Misy efatra ny fandrenesana ka ireto avy ny organina aminy: ny lela, ny orona, ny sofina, ny hoditra amin' ny tena manontolo, fa indrindra ny tanana
6  Varavaran-tsaina. (Marihina fa ny fahitana dia tsy mba voafaoka ho anisan' ny fandrenesana) [1.1]
Explanations in English  7  the sense of hearing; also used of other senses [1.7]
Explanations in French  8  l'ouïe ; sensation en parlant des autres sens, sauf la vue [1.8]
Examples  9  Endrey ny alahelo amy ny fandrenesana izany! [2.59#]
10  Azo lazaina ihany koa fa tsy manafintohina loatra ny fandrenesana azy io. [1.519#]
11  Nampandraiki-marary azy mihitsy ny fandrenesana, fa nanaiky tokoa Razaimalala. [2.324#]
Vocabulary  12  Biology
Compound words 

Updated on 2023/09/10