Entry (1/3) | 1 fandravona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mandravona, mampitovy tantana Azo aravona |
Explanations in French |
4 [1.3#518] Ce qu on peut égaliser, aplanir, manière d égaliser |
Root | 5 ravona |
Entry (2/3) | 6 fandravoña |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.78] [Bara]
loko, fandokoana |
Entry (3/3) | 9 fandravona |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] [Sakalava]
Vahona sy ravinkazo voatoto ampifangaroina amin'ny rano mba handroana ho fiarovana amin'ny tety |
Root | 12 ravona |
Anagrams | 13 fandravona, fandravoña, fandrovana |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |