Entry | 1 fandratrana |
Root | 2 ratra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Famelezana olona amin'ny zava-maranitra ka mahatonga azy hanana fery; fampitondrana alahelo; fampahitana loza; fanimbana [1.1] |
Explanations in French |
5 l'action de blesser [1.3#515] |
Examples |
6 Anolatsolafana: solafana, ratraina kely ka analana nofony kely miaraka amin'io fandratrana io. [2.245#] |
Anagrams | 7 fanandratra, fandratrana |
Updated on 2023/01/07 |