Entry | 1 fandraribola |
Root | 2 roritra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Kilalao ahitana ankizy mizara roa mifanao an-kilany sy an-daniny ka mifandrirotra tady lava iray; izay an-daniny tsy mahatohitra fa manaraka ny an-kilany no resy [1.1] |
Explanations in English |
5 a corruption of the word fandroribola [1.2] |
Vocabulary |
6 Game |
Synonyms | 7 fandroribahy |
Other spellings | 8 fandrirobola, fandroribola |
Updated on 2020/07/31 |