|
|
|
|

Entry1  fandrantsanana
Root  2  rantsana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanapahana rantsana: Amin' ny volana jiona no fandrantsanana ny voaloboka [1.1]
5  fanapahana ny rantsana hanome endrika na hanatsarana ny hazo [1.13]
Explanations in French  6  émondage [1.13]
7  instrument avec lequel on élague ; saison de l'élagage [1.196]
Vocabulary  8  Economy: agriculture

Updated on 2023/01/20