|
|
|
|

Entry1  fandraikiraikena
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanadalana
Ody fandravoravoana, ody fitia
Explanations in French  4  [1.3#501] L’action de faire tituber
charme
Examples  5  [2.643#] Dia rendrika aho, asa izany angaha no azon' ny fandraikiraikena!
Root  6  raikiraiky

Updated on 2024/12/11