|
|
|
|

Entry1  fandrahonana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanombanana: Jereo ity fandrahonan' ny orana ka andeha hody
Rahom-bava: Tsy matahotra ny fandrahonanao aho
Explanations in English  4  [1.7] a threat
Explanations in French  5  [1.3#499, 1.8] menace
Examples  6  [2.895#] Ka hita fa teny fandrahonana ataon'ilay montana, hoy ny Komandy.
7  [1.437#] Nifaninjitra teo ny fifonana sy ny fandrahonana mandritry ny hateloana.
8  [2.357#] fandrahonana fotsiny io taratasy io ", hoy ilay 3 voninahitra anankiray;
Root  9  rahona
Proverbs  10  Proverbs containing the word fandrahonana

Anagrams  11  fanandrohana, fandrahonana, fandronahana, fanondrahana, nofandrahana

Updated on 2025/01/21