Entry (1/4) | 1 fandrahana |
Root | 2 fandraka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Loahana, asiana ambaviny: Fandraho ity hazo itỳ 5 Resena lahatra, anaovana po-tandroka: Nofandrahako ny anao lahy ka resy lahatra 6 Hafainganina, ampandrosoina (raharaha): Nofandrahan' i Dada ny adindry Rakoto ka vita tsara [1.1] |
Explanations in English |
7 to be cut by a chisel; to be morticed. [1.2] 8 to be chiseled [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on cisèle [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/4) | 14 fandrahana |
Root | 15 rahana |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 Fomba entina mandrahana, mampangotraka [1.1] |
Entry (3/4) | 18 fandrahana |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 soamaravo [Betsimisaraka]
[1.1] |
Entry (4/4) | 21 fandrahana |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in French |
23 (de rahaka : ramifications) Nom d'un chiendent malgache. Cynodon dactylon (L.) Pers (Poaceae). Bonne fourragère. Voir aussi fandrotrarana. [Betsileo]
[1.196] 24 [Bara] 25 [Sakalava] |
Vocabulary |
26 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 28 fahandrana, fandrahana |
Updated on 2023/01/20 |