|
|
|
|

Entry (1/2)1  fandovana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahazoana na fandraisana harena na fananana navelan' ny ray aman-dreny
Explanations in French  4  [1.13] hérédité
Examples  5  [2.606#] Raha ny fandovana no jerena, dia azo lazaina ihany fa sady "momba ray" no "momba reny" ny Masikoro, satria ny olona iray na lahy na vavy dia afaka
Root  6  lova
Article  7  Randzavola: fandovana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)8  fandovana
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Fanaovana izay hahatonga lo
Root  11  lo

Updated on 2024/12/11