|
|
|
|

Entry1  fandoavana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Famoahana zavatra efa nohanina amin' ny vava indray
Fanefana vola: Isaky ny fahafolon' ny volano no fandoavana ny sarampianarana
Explanations in English  4  [1.7] the act of vomiting; a payment
Explanations in French  5  [1.8] action de vomir; action de payer
Root  6  loa

Anagrams  7  fandavoana, fandoavana

Updated on 2025/01/21