Entry | 1 fandoahana |
Root | 2 loaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana loaka, lavaka [1.1] |
Explanations in English |
5 the act of piercing; a tool for making holes [1.7] |
Explanations in French |
6 action de percer un trou; outil pour percer [1.8] |
Examples |
7 Ataovy azo antoka ihany koa fa ny fitaovana fanaovana didim-poitra, fandoahana, tsindrona volamena, ary ny fomba nentim-paharazana toy ny fanasiana holatra, dia voadio tsara. [2.424#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/06/01 |