|
|
|
|

Entry (1/2)1  fandiorano
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: birds
Explanations in English  4  a species of snipe [1.2]
Elementary words  5  fandio, rano
Proverbs  6  Proverbs containing the word fandiorano

Entry (2/2)7  fandiorano
Part of speech  8  noun
Vocabulary  9  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  10  karazan-tsikovoka kely mpiriaria eny ambony na imbetika anaty rano [1.78]
11  Bibikely maintimainty, karazana tsikovoka monina amin' ny ranomamy, kinga aoka izany raha hilomano ary manao andiany matetika sady manao antaitrika no mitranga ombieny ombieny. Anarana entiny amin' ny ankamantatra: Ingory (Inona àry izany: ritra ny rano, hafaladian' Ingory; tondraka ny rano, hafaladian' Ingory ?) [1.1]
Explanations in English  12  a water-beetle [1.2]
Elementary words  13  fandio, rano

Anagrams  14  fandiorano, firodonana, ifondroana

Updated on 2024/03/21