|
|
|
|

Entry1  fandinihana (dinika)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Philosophy
Explanations in Malagasy  4  Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako itỳ soratra ity no nahatonga ahy hilaza fa soratry ny zanakao io [1.1]
5  Fiheveran-javatra: Efa ela izay fandinihanao itỳ raharaha itỳ izay kanefa tsy mbola vita foana [1.1]
6  Famakafakana: Nahaloa olona betsaka ny fandinihana ny Soratra Masina [1.1]
Explanations in French  7  étude, observation [1.13]
Examples  8  Toa mitovitovy mantsy ny asany ka mila fandinihana akaiky. [2.606]
9  Foto-kevitra iray no nasehon' ny fandinihana hendry vitan' ny isam-paritany. [2.643]
Titles 

Updated on 2023/09/10