|
|
|
|

Entry1  fandavorariana
Root  2  lavorary
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanaovana izay hahalavorary, hahatomombana, hahatanteraka [1.1]
Explanations in French  5  Le perfectionnement, l’accomplissement [1.3#394]
6  finition [1.13]
Examples  7  Isaorana koa ireo mpitantsoratra niara-nihosina tamin'ny fandavorariana ny boky [2.606#]
8  Tsy dia ilana herin-tsandiy loatra ny asa ato, saingy ifotoran' ny fandavorariana ny asa ny fananana fifantohan-tsaina sy fihetsika kinga [2.445#]
Compound words 

Updated on 2023/01/07