Entry (1/2) | 1 fandatsahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fametrahana sy fandrafetana (biriky, vato): Mila fahaizana ny fandatsahana biriky hanaovan-trano Fampirotsahana (orana): Sao dia misy mahay fandatsahana orana aminareo, ry zalahy, fa tsy anerany ity hain-tany! Fampidirana: Rahampitso no fandatsahana ankizy hianatra Fanatodizana: Saika matetika amin' ny maraina tahaka izao no fandatsahan' Ikalamavo Fampihenam-bidy: Mba mangataka fandatsaham-bidy re, fa aza dia mitokozihitra tahaka izao |
Root | 4 latsaka |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 6 fandatsahana |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.13] fitsitsiran'ny ranontsirilahy rehefa miray ny lahy sy ny vavy |
Explanations in French |
9 [1.13] éjaculation |
Vocabulary |
10 Biology |
Root | 11 latsaka |
Synonyms | 12 tsitra |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |