|
|
|
|

Entry (1/2)1  fandambolambo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mandambolambo na mandama mba hililotra tsara
Fomba entina manatsara, mandokadoka; fomba entina manafosafo, manambitamby
Root  4  lambolambo

Entry (2/2)5  fandambolambo
Part of speech  6  adjective
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Azo lambolamboina, halamaina mba hililotra tsara; azo dokadokafana, hatsaraina; azo safosafoina, tambatambazana
Root  8  lambolambo

Updated on 2024/12/07